Literatiora apôkaliptika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-11:
* Ezekiela 38–39;
* Joela 3.9-17;
*[[Bokin'i Zakaria#Hitondra ny tany rehetra ny Mesian’Andriamanitra (12.1 – 14.21)|Zakaria 12–14]];
* Zakaria 12–14;
 
*[[Bokin'i Daniela#Ireo fahitan’i Daniela (Dan. 7 – 12)|Daniela 7–12]];
 
=== Ny soratra apokaliptika ao amin'ny Testamenta Vaovao ===
Tsy ny Apokalipsan'i Joany ihany no boky apokaliptika ao amin'ny Testamenta Vaovao fa na ireo [[Filazantsara]] dia ahitana andalana apokaliptika na eskatolojika. Ireto ireo andalana apokaliptika ao amin'ny Testamenta Vaovao ankoatran'ny ao amin'ny Apokalipsin'i Jaona, indrindra ny ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Evanjelin'i Matio]] sy ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Evanjelin'i Marka]] ary ny [[Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana]]:
* Matio 24 ; 25.31-46;
*[[Filazantsara araka an'i Marka#Ny nilazan’i Jesoa ny amin’ny zavatra hiseho amin’ny andro farany (13.1-37)|Marka 13]];
* Marka 13;
* 2 Tesaloniana 2.