Mikaela (arkanjely): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-58:
=== Araka ny Kor'any ===
[[Sary:Muhammad ibn Muhammad Shakir Ruzmah-'i Nathani - The Archangel Michael - Walters W65946B - Full Page.jpg|vignette|''Ny Arikanjely Mikaila'', taona 1717]]
Ny anjely Mikaela (Mika’îl na Mikâla) dia hita indray mandeha ao amin’ny [[Korana|KorànaKor'any]] (Koràna 2.98) izay maneho azy eo anatrehan’ny anjely [[Gabriela (arikanjely)|Gabriela]] (Jibril na Jibrail) izay miara-mandanja aminy ireo asa vitan’ny olombelona. “''Na iza na iza fahavalon’Andriamanitra sy ireo anjeliny sy ireo irany sy i Jibrily ary i Mikhaily! Dia Andriamanitra tenany no ho fahavalon’ny tsy mino''.” (Kor'àny 2.98) Misy koa ireo mpino silamo izay mihevitra fa ilay nitsidika an’i Ibrahima (na [[Abrahama]]) voalaza ao amin’ny Kor'àny 11. 69 dia tsy iza fa ny anjely Mikhaily.
 
=== Araka ny lovantsofina taty aoriana ===