Alemaina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-48:
Ny alemaina dia repoblika federaly, misy [[Faritan'i Alemaina|faritra 16]] any (''Bundesländer'' na ''oficial Länder'' amin'ny fiteny Alemana).
 
Tamin'ny [[Andro Taloha|andro taloha]], ny Alemaina tahaka ny fantantsika amin'izao fotoana izao dia printsipaotia miisa mahery ny telonjato [[mizaka tena]] avokoa.
 
Tao amin'ny [[Empira Jermanika Masina]] ny Alemaina tamin'ny [[962]] hatramin'ny [[1806]], tao anatin'ny [[Konfederasiona Jermanika]] izy tamin'ny [[1814]] hatramin'ny [[1866]].