Bokin' i Zefania: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Icon of Zephaniah (17th c., North Russia, priv. coll.).jpg|vignette|''Ny mpaminany [[Zefania (mpaminany)|Zefania]],'' taonjato faha-17]]
Ny '''Bokin’ny Zefania''' na '''Bokin’i Sôfônia''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Io boky io dia mirakitra ny faminanian’i [[Zefania (mpaminany)|Zefania]]. Nieritreritra ny vahoakan’i Joda fa amin’ny andro ho avy dia hahatonga azy ireo ho firenana matanjaka Andriamanitra ka ho afaka mandresy ireo fahavalony sy hampanjaka ny fahamarinana sy ny fiadanana. Diso anefa ny fiheverany, araka ny faminanian’i Zakaria, fa hosazin’Andriamanitra ny vahoakan’i Joda sy ny firenena rehetra izay tsy nanaja azy. Izany no andro fitsarana, [[andron’i Yahweh|andron’i Iahveh]]. Ny hany fomba hanafahana an’i Joda dia ny fanajana an’Andriamanitra sy ny fivavahana aminy irery ihany.
 
Isan'ireo atao hoe [[Bokin'ny Mpaminany 12|mpaminany madinika roa ambin'ny folo]] ao amin'ny sokajy [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|Bokin'ny mpaminany]] amin'ny Baiboly kristiana i Zefania fa ao amin'ny [[Nevi'im]] kosa izy ao amin'ny Tanakh.
Andalana faha-12:
Azo zaraina telo ny boky :
 
==== Ny Andron’iAndron'i YahwehIahveh : androm-pamaizana (1.2 – 2.3) ====
- Ho faizina noho ny ratsy nataony ny firenena amin’ny Andron’iAndron'i YahwehIahveh (1.1 – 1.18)
 
- Fampibebahana ny olona alohan’ny loza (2.1 – 2.3)
 
==== Ny fitsarana ny firenenan rehetra (2.4 – 3.8) ====
- Fitsarana an’ireo firenena fahavalon’i Israely (2.4 – 2.15)
 
- Ny faharavan’i Jerosalema (3.1 – 3.8)
 
==== Ny fampanantenana ho an’ny firenena rehetra (3.9 – 3.20) ====
- Ho faizina ka hibebaka hanompo an’Andriamanitra ny firenena rehetra (3.4 – 3.13)