Bokin' i Jôela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Joel (Michelangelo).jpg|vignette|232x232px|''Ny Mpaminany [[Joela]],'' nataon'i Michelangelo, taona 1508- 1512.]]
Ny '''Bokin’i Joela''' dia boky ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Iray amin’ireo atao hoe “mpaminany madinika roa ambin’ny folo” izy. Tetezamita mampitohy ny faminaniana israelita sy ny apokaliptika jiosy ny Bokin’i Joela. Ny boky dia mitantara ny fahorian'ireo Jiosy nody ao Joda avy any am-pahababoana, sy mirakitra ny faminanian'i Joela izay mitaona ny vahoaka hibebaka sady mampanantena azy ireo fahasambarana ho avy amin'ny Andron'i YahwehIahveh.
 
== Fanoratana ny boky ==