Kristianisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
Ny '''Kristianisma''' dia finoana abrahamika mifototra amin'ny [[Monoteisma|finoana an'Andriamanitra tokana]], izay mifototra amin'ny soratra navelan'ny [[apostoly]] ([[Filazantsara|evanjely]] na [[filazantsara]]) mikasika ny fiainan'i [[Jesosy|Jesoa]] avy any Nazerata, na [[Jesosy|Jesoa Kristy]]. Roa arivo taona taorian'ny nahafatesany, dia miisa eo amin'ny roa arivo tapitrisa (2 000 000 000) eo ho eo ny isan'ny mpino, miparitaka anaty fiangonana 33 000; ny lehibe indrindra amin'izy ireo dia ny fiangonana katôlika.
{{mandika teny}}
 
Ny '''Kristianisma''' dia finoana abrahamika mifototra amin'ny [[Monoteisma|finoana an'Andriamanitra tokana]], izay mifototra amin'ny soratra navelan'ny [[apostoly]] ([[Filazantsara|evanjely]] na [[filazantsara]]) mikasika ny fiainan'i [[Jesosy|Jesoa]] avy any Nazerata, na [[Jesosy|Jesoa Kristy]]. Roa arivo taona taorian'ny nahafatesany, dia miisa eo amin'ny roa arivo tapitrisa (2 000 000 000) eo ho eo ny isan'ny mpino, miparitaka anaty fiangonana 33 000; ny lehibe indrindra amin'izy ireo dia ny fiangonana katôlika.
 
Ny mpamaritra anarana ''[[kristianina]]'' dia midika "an'i Kristy", na "mpanaraka ny fampianaran'i Kristy". Io mpamaritra io dia nomen'ny daholobe an'ireo mpanaraka ny fampianaran'i Kristy nanomboka ny taonjato voalohany.
Ligne 12 ⟶ 10 :
 
=== Fanekem-pinoana ===
Ny fiangonana kristiana sasany dia nandray [[fanekem-pinoana]] izay nolovana tamin'ireo [[konsily]] tany aloha fa ny sasany dia tsy manana na nanampy fanekam-pinoana famenony azy manokana. Ny malaza indrindra amin'ny fanekamfanekem-pinoana kristiana dia ny [[Fanekem-pinoana apostolika|Faneke-mpinoana apostolika]] sy ny [[Fanekem-pinoana nikeana|Fanekem-pinoan'i Nikea-KonstantinopolisyKonstantinopoly]].
 
=== Trinite ===
Ny ankamaroan'ny fiangonana kristiana dia mino ny atao hoe [[Trinite]] - izany hoe ny maha tokana nefa misy persona telo an'Andriamanitra. Ireo persona ireo dia ny Ray sy ny Zanaka (na ny Teny) ary ny [[Fanahy Masina]]. Tsy andriamanitra telo ireo.
 
== Tantara ==
Taty aoriana dia lasa fivavaham-panjakana ny kristianisma ka i [[Roma]] no renivohitra tamin'izany. Nitombo hery ny Papa ka nisy ny fiangonana sy mpanjaka na andriana izay nitady fahaleovan-tena ara-politika sy ara-pivavahana. Nitraka ny [[Fanavaozam-piangonana]] (atao hoe koa Reforma na Reformasiona) izany.
 
== Fiangonana ==
Ligne 24 ⟶ 22 :
 
=== Konsily ===
Noho ny tokony hisian'ny filaninanfilaminan'ny raharaha fehezin'ny [[Papa]] sy ny [[Eveka]] hafa rehetra sy ny tokony hananan'ny fiangonana fampianaram-pinoana mitovy dia nisy matetika ny atao hoe [[konsily]] na sinoda izay fivoriana anasana ny eveka rehetra sy andraisany anjara. Ny emperora matetika no mamory. Maro ny fehin-kevitra nivoaka avy tamin'ireo konsily ireo ka isan'izany ny [[fanekem-pinoana]] sasany iraisan'ny fiangonana. Tamin'ny fotoana nampisy ireo konsily ireo koa no nisianan'ny fanenjehana mafy an'ireo atao hoe heretika na mpanao [[fampianaran-diso]].
 
=== Fisarahan'ny Andrefana sy ny Atsinanana ===
Ligne 30 ⟶ 28 :
 
=== Refôrma ===
Taorian'ny fanavaozam-piangonana ([[reformasiona]] na reforma) nataon-dry [[MartàMartin Lotera|Lotera]] sy ny namany izay te hanitsy ny fanao sasantsasany tao amin'ny Fiangonana katolika dia niforona ny [[Protestantisma]] izay tsy niakina intsony tamin'ny Fiangonana katolika; avy eo taty aoriana dia niorina koa ireo fiangonana maro atao ankehitriny hoe [[Evanjelisma|evanjelika]] (na ara-pilazantsara) izay miezaka miparitaka eran-tany.
 
== Jereo koa: ==