Saraha: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina sy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-26:
Raha mbola tsy nanan-janaka i Abrahama noho ny hamomban'i Saraha dia tsy nitsaha-nivavaka tamin'Andriamanitra mba hahazoany zazalahy. Nomen'i Saraha an'i Abrahama ny mpanompo vaviny, dia i Hagara mba ho vadiny faharoa. Niteraka an'i Ismaily tamin'i Hagara i Abrahama tamin'ny faha-86 taonany, dia i [[Ismaela]] izay ho lasa mpaminany koa.
 
Telo ambin'ny folo taona taty aoriana dia nanambara tamin'i Abrahama izay efa zato taona Andriamanitra fa na dia momba aza i Saraha dia hiteraka zazalahy ho an'i Abrahama izay hatao hoe Isaka sady ho tonga mpaminanin'Andriamanitra koa. Voalaza ao amin'ny Kor'any koa ny amin'ny fihomehezan'i Saraha raha nanambara ny hahaterahan'i Isaka ireo anjely. metyMety avy amin'ny fototryfototeny ny tenyizay midika hoe "mihomehy" ny anarana hoe ''Isaka''. (Kor'any 11.69.72).
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Abrahama]]
* [[Hagara]]
* [[Ismaela]]
* [[Isaka]]
 
== Loharano ==