Famoronana (finoana sy fedrà): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao momba ny finoana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitatra kely
Andalana faha-1:
Ny [[Famoronana]] dia ilay azanasan'Andriamanitra tamin'ny alalan'ny teniny izay nampisy izao rehetra izao tany am-boalohany. Ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy|Bokin'ny Genesy]] dia Andriamanitra no namorona izao tontolo izao avy tamin'ny tsy misy, ka nametraka ny olona ho tampon'ny asa famoronana nataony. Ao amin'ny [[Bokin'ny Salamo]] dia nandahatra sy nandamina an'izao tontolo izao Andriamanitra ka nampisy fifandraisana mivantana eo amin'ny zavaboary rehetra.
 
Ao amin'ny fivavahana [[Katolisisma|katolika]] dia mihevitra ny olombelona ho taratry ny sitrapon'Andriamanitra izay tokony hihary ny zavaboary ary mandray anjara amin'ny zavaboary koa ny olombelona.