Maria (renin' i Jesoa): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina sy nanisy fizaràna
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-17:
 
==== I Maria sy ny fahalehibeazana ary ny fahafatesan'i Jesosy ====
[[Sary:Pietro Perugino 040.jpg|vignette|''Fanomboana,'' nataon'i Le Pérugin, taona 1482]]
Ny [[Filazantsara araka an'i Jaona|Evanjelin'i Joany]] dia mitantara fa teo koa i Maria raha nanatrika fampakaram-bady tao Kana i Jesoa (Joa. 2.1-11). Nitady an'i Jesoa izay mbola nampianatra koa i Maria indray andro (Mar. 3.31-35) ary farany tamin'ny fanomboana an'i Jesoa tamin'ny [[hazo fijaliana]]. Nametraka an'i Maria tamin'ny "mpianatra tiany" i Jesosy alohan'ny hahafatesany: