Tetiandro hebreo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy tsipelina sy nanolo teny
Andalana faha-11:
# Yom Shlishi / יום שלישי‬ izay midika hoe "andro fahatelo" (Talata)
# Yom Reviʻi / יום רביעי‬ izay midika hoe "andro fahefatra" (Alarobia)
# Yom '''Khamishi''' / יום חמישי‬ izay midika hoe "andro fahadimy" ('''Alakamisy''' / '''Kamisy''')
# Yom Shishi / יום ששי‬ izay midika hoe "andro fahenina" (Zoma)
# Yom '''Shabbat''' / יום שבת‬ izay midika hoe "andro fitsaharana" ('''Asabotsy''' / '''Sabotsy''').
 
Ny ''Yom Shabbat'' (יום שבת‬ ) dia azo hafohezina hoe ''Shabbat'' (שבת) fotsiny na halavaina hoe ''Yom Shabbat Kodesh'' (יום שבת קודש‬) izay midika hoe "andro fitsaharana masina".
Andalana faha-20:
 
==== Ny anaram-bolana talohan'ny Fahababoana ====
Ao amin'ny [[Baiboly]] dia voalaza fa ny taona iray misy 12 volana araka ny hita ao amin'ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] sy ny [[Boky voalohan'ny Tantara]] (1Mpan. 4.7 sy 1Tant. 27.1-15) ary ny soratra ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]] dia hoatry ny milaza fa ny volana tsirairay dia misy 30 andro (Gen. 7.11; 8.3-4; 8.13-14). Hafa ny anaram-bolana nampiasain'ny [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] talohan'ny fahababoana fa tsy mitovy amin'ny ampiasaina amin'izao fotoana izao. Amin'ny ankapobeny dia ny laharan'ny volana ao amin'ny taona no natao anaran'ny volana. Misy anaram-bolana vitsy izay voalaza ao amin'ny Baiboly, dia ireo nogasina hoe ''Abiba'' (hebreo: אביב / Aviv), ''Ziva'' (hebreo: /Ziv), ''Etanima'' (hebreo: אֵתָנִים / Ethanim) ary ''Bola'' (hebreo: /Bul). Ny Abiba dia volana voalohany, ny Ziva no faharoa, ny Etanima no fahafito, ny Bola no fahavalo. Heverina ho avy amin'ny anaram-bolana kananita izy ireo.
 
Ny volalan ''Aviv'' (midika ara-bakiteny hoe "lohataona") dia voaresaka ao amin'ny [[Bokin'ny Eksodosy]] sy ny [[Bokin'ny Deoteronomia]] (Eks. 12.2; 13.4; 23.15; 34.18; Deo. 16.1). Ny volana ''Ziv'' (midika ara-bakiteny hoe "fahazavana") dia voaresaka ao amin'ny [[Boky voalohan'ny Mpanjaka]] (1Mpan. 6.1; 6.37). Ny volana ''Ethanim'' (midika ara-bakiteny hoe "mahery", endrika milaza maro) dia voaresaka ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka (1Mpan. 8.2). Ny volana ''Bul'' dia voaresaka ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka (1Mpan. 6.38).
Andalana faha-26:
==== Ny anaram-bolana taorian'ny Fahababoana ====
Ireto avy ny anaran'ny volana ao anatin'ny taona iray izay heverina fa avy amin'ny anaram-bolana babiloniana:
# Tishri (hebreo: תשרי) eomanitsaka anelanelan'ny volana Septambra sy Oktobra (30 andro);
# Heshvan (hebreo: חשון) eomanitsaka anelanelan'ny volana Oktobra sy Novambra (29 na 30 andro);
# Kislev (hebreo: כסלו) eomanitsaka anelanelan'ny volana Novambra sy Desambra (30 andro);
# Tevet (hebreo: טבת) eomanitsaka anelanelan'ny volana Desambra sy Janoary (29 andro);
# Shevat (hebreo: שבט) eomanitsaka anelanelan'ny volana Janoary sy Febroary (30 andro);
# Adar (hebreo: אדר א) eomanitsaka anelanelan'ny volana Febroary sy Marsa (29 andro);
# Nisan (hebreo: ניסן) eomanitsaka anelanelan'ny marsavolana Marsa sy Avrily (30 andro);
# Iyar (hebreo: איר) eomanitsaka anelanelan'ny volana Avrily sy May (29 andro);
# Sivan (hebreo: סיון) eomanitsaka anelanelan'ny mayvolana Mey sy Jona (30 andro);
# Tammuz (hebreo:תמוז) eomanitsaka anelanelan'ny volana Jona sy Jolay (29 andro);
# Av (hebreo: אב) eomanitsaka anelanelan'ny volana Jolay sy Aogositra (30 andro);
# Elul (hebreo: אלול) eomanitsaka anelanelan'ny volana Aogositra sy Septambra (29 andro).
 
Ao amin'ny Baiboly dia ny volana Nisana (''Nisan'') no voalohany ary ny Adara (''Adar'') no faha-12. Ny ''Adar'' I izany dia volana faha-13 (30 andro) ka toy izao ny filaharan'ny volana ao anatin'ny taona:
# Nisan
# Iyar