Abidy latina: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy vaovao momba ny soratra |
Nanisy sary |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:A Specimen by William Caslon.jpg|vignette|337x337px]]
Ny [[abidy latina]] dia abidy ahitana litera fototra miisa 26 sady afaka atao sora-baventy na sora-madinika. mampiasa io abidy io hanoratany ny fiteniny ny ao Eoropa Andrefana sy Eoropa Avaratra ary Eoropa Afovoany. mampiasa azy koa ireo firenena ivelan'i Eoropa indrindra ireo firenena nozanahin'ny Eoropeana - isan'izany ny ao Amerika Avaratra sy Atsimo sy ny ao Afrika ary ny ao Oseania. Ireto avy ny litera fototra ao amin'ny abidy latina amin'ny endriny soramadinika: a - b - c - d - e - f - g - h - i - j - k - l - m - n - o - p - q - r - s - t - u - v - w - x - y - z. Tamin'ny taona 2002 dia ny 39
== Jereo koa: ==
|