Kor'any: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Tsipelina |
k Tsipelina |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Koran cover calligraphy.PNG|vignette|287x287px]]
Ny [[Kor'any]] na [[Kor'any|Koràna]] dia ilay boky masin’ny [[Silamo]]. Ho an’ireo mpino Miozolmana dia teny ara-bakitenin’ilay Andriamanitra tokana ny Kor'any. Amin'ny teny arabo dia القُرْآن / ''al-Qor’ân'' no anaran'ilay boky. Ho an’ny Miozolmana dia fanangonana ny tenin’Andriamanitra izay fanambaràna (''āyāt'') nomeny ny mpaminany farany sady irak’Andriamanitra, dia i [[Mohamady]] (محمد / ''Muḥammad'') nanomboka tamin’ny taona 610-612 hatramin’ny fotoana nahafatsany tamin’ny taona 632 tamin’ny alalan’ny
== Fampahafantarana tsotsotra ny Kor'any ==
|