Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Eglizy Katolika Apostolika Romana ho Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara) i Thelezifor : Ny EKAR an'i Madagasikara anokana ny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Namadika ho sora-madinika ny sora-baventy tsy araka ny fomba fanoratra wiki
Andalana faha-1:
== Ny niandohany ==
Ny fivavahana katolika dia nentin'ny misiônera tamin'ny taona efa taloha be teto [[Madagasikara]]. Fivavahana voalohany eto [[Madagasikara]] ny Fiangonana katolika raha ny habetsahan'ny mpino no jeren'ny '''[[Fiangonana]] Katolika'''jerena. Mampiavaka ny fiangonanaFiangonana Katolikakatolika koa ireo Trano Fiangonana goavam-be izay nalana tahaka indrindra tamin'ny fiangonana vahiny amin'ny endriny sy ny bikany. Marihina fa misy [[lakroa]] avokoa ny fiangonanaFiangonana Katolikakatolika.
 
== Fivoarany ==
Niroborobo tokoa ny fiangonanaFiangonana katolika teto Madagasikara tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany na dia teo aza ny fandroahana ireo misionera frantsay. Ny andry niorenany moa dia i ramatoa [[Victoire RASOAMANARIVO|Victoire Rasoamanarivo]], vehivavy nahery fo tokoa teo amin'ny lafin'ny fijoroana vavolombelon'ny finoana. Tsy niasa irery anefa izy fa nampian'i [[Frera Louis Raphael RAFIRINGA|Frera Louis Raphael Rafiringa]] tamin'izany. Marihina fa izy ireo dia samy nasandratra ho olontsambatra avokoa.
 
Teo ihany koa ny fifaninanana tamin'ny fiangonanaFiangonana Protestantaprotestanta izayka tsy mora tamin'ireo kristianina tany amboalohany ny nitazona ny finoana. ....
 
== Ny ho avy ==