Fiombonan' ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao momba ny fivavahana kristiana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitra kely
Andalana faha-1:
[[Fiombonan'ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara]] (FFPM), araka io anarany io, dia mampiombona ireo Fiangonana protestanta roa dia ny [[Fiangonana Loterana Malagasy]] (FLM) sy ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara]] (FJKM). Izany fiombonana izany dia tanterahina amin'ny fiaraha-mivavaka amin'ny fotoana sasany sy fananganana sehatra na fotodrafitrasa iraisana toy ny sekoly. Samy mampiasa ny [[Baiboly malagasy|Baiboly protestanta]] ireo Fiangonana ireo ary iombonany koa ny fampiasana boky fihirana sy tiona FFPM. Samy manaraka ny ankabeazan'ny teolojia protestanta izay niteraka sady vokatry ny [[Reformasiona]] izy ireo nefa ny FLM manaraka indrindra ny an'i [[Martin Luther|Marte Lotera]] fa ny FJKM manaraka kokoa ny an'i [[Jean Calvin|Kalvino]]. Ireo fiangonana roa ireo no tranainy indrindra amin'ny Fiangonana kristiana rehetra eto Madagasikara.
 
== Jereo koa: ==