Bartôlômeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: olona resahina ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nandamina
Andalana faha-1:
I '''Bartolomeo''' na '''Bartelemy''' dia isan'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatr]]'i [[Jesosy|Jesoa]] roa ambin'ny folo lahy. Atao hoe ''Bar-Tolmay'' izy amin'ny teny arameana fa hoe ''Βαρθολομαῖος / Bartholomaíos'' kosa amin'ny teny grika. Ny Baiboly protestanta malagasy no ahitana ny hoe ''Bartolomeo'' (anglisy: ''Bartholomew'') fa ny Baiboly katolika kosa anao azy hoe ''Bartelemy'' (frantsay : ''Barthélémy''). Μihevitra ny mpandinika sasany fa olona iray ihany i Bartolomeo sy i Natanaela na Nataniela. Ny hoe ''Bar-Tolmay'' amin'ny teny arameana dia mety midika hoe "Zanaky ny bainga" na koa "Zanak'i Tolmai".
 
== Ny anarany ==
Ny Baiboly protestanta amin'ny fiteny malagasy no ahitana ny hoe ''Bartolomeo'' (mety fanagasiana ny anglisy hoe ''Bartholomew'') fa ny Baiboly katolika amin'ny fiteny malagasy kosa manao azy hoe ''Bartelemy'' (fanagasiana ny frantsay ''Barthélémy''). Atao hoe בר-תולמי‎ / ''Bar-Tolmay'' izy amin'ny teny arameana fa ''Βαρθολομαῖος / Bartholomaíos'' kosa amin'ny teny grika. Ny hoe ''Bar-Tolmay'' amin'ny teny arameana dia mety midika hoe "Zanaky ny bainga" na koa "Zanak'i Tolmai".
 
== Jereo koa: ==