Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nohafohezina ny lohatenim-pizaràna
Andalana faha-1:
== Tantara fohinTantaran'ny Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara ==
Efa tany amin'ny taon-jato faha-19 tany ho any no tonga teto Madagasikara ny finoana ortôdôksa. Tamin'izany anefa, mbola tsy nisy Malagasy ortôdôksa fa ireo Grika sy Bolgara ary Rosiana no mpino ortôdôksa teto. Tsara ho marihina anefa fa tsy nisy pretra tamin'izy ireo fa samy kristianina tsotra avokoa.