Filazantsara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Andalana faha-15:
Mitantara ny fiainan'i Jesoa Kristy, mampita ny asa sy ny fampianarana nataony, mitatitra ny fahafatesany sy ny fitsanganany indray, ary milaza ny mbola hiverenany handray ireo mino Azy, ary manambara ny amin'ny Fanjakan'Adriamanitra ny Filazantsara efatra.
 
=== FamintianaFamintinana ny filazantsaraFilazantsara efatra ===
 
==== Filazantsara araka an'i Matio ====
Andalana faha-30:
 
== Ireo filazantsara apokrifa ==
Ireo soratra atao hoe [[filazantsara apokrifa]] na evanjely apokrifa dia tsy tafiditra ao amin'ny Baiboly, tsy boky [[Kanona|kanonika]] izy ireo. Ny teny hoe ''apokrifa'' dia teny grika nogasina (ἀπόκρυφος / apókryphos) izay midika hoe "miafina" na "nafenina". Ny sasany amin'ireo dia nosoratan'olona ao amin'ny fivavahana [[Gnostisisma|gnostika]] (fivavahana manankina ny famonjena amin'ny fahalalana) tsy isan'ny [[Apostoly|Apostoli]]<nowiki/>n'i Jesoa Kristy. Ireto ny ohatra amin'izany: ''Filazantsaran'i Fahamarinana'', ''Filazantsaran'i Nikodemosy'', ''Filazantsaran'i Filipo'', ''[[Filazantsaran'i Tomasy]]'', ''Filazantsaran'i Barnabà'', ''Filazantsaran'i Gamaliela'', ''[[Filazantsaran'i Jodasy]]'', ''[[Filazantsaran'i Maria]]'', ''[[Filazantsaran'i Petera]]'', ''[[Filazantsara miafin'i Marka]]'', ''Filazantsara Arabo momba ny Fahazazana'', ''Filazantsara Armeniana momba ny Fahazazana'', ''Filazantsaran'ny Fahazazana araka an'i Tomasy'', sns.
 
== Jereo koa ==