Kôpta (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Kopta ho Kopta (mponina) i Thelezifor : Ny "Kopta" fotsiny dia manalasala satria mety ho ny fiteny kopta
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanatsara
Andalana faha-1:
Ny [[Kopta (mponina)|Kopta]] dia ny [[mponina]] kristiana ao [[Ejipta]]. Ny Fiangonana Kopta Ortodoksa no be mpanaraka indrindra nefa ahitana Fiangonana Katolika Kopta sy Fiangonana ara-Pilazantsara Kopta koa ao. Ny Foiangonana Kopta Ortodoksa dia tsy afangaro amin'ny Fiangonana Etopiana Ortodoksa. Noho ny fiteniny nampiasaina tamin'ny fotoana nidiran'ny fivavahana kristiana tao Ejipta, dia antsoina hoe [[Fiteny kopta|kopta]] ihany koa io fiteny io izay ampiasaina amin'ny fotoam-pivavahana ao amin'ny fiangonana misy ao.
Ny '''Kopta''' dia ireo [[kristiana]] sy [[mponina]] ao [[Ejipta]].
 
Noho izy fitenenana nampiasaina tamin'ny fotoana nidiran'ny fivavahana kristiana tao Ejipta, dia antsoina hoe kopta ihany koa ny fiteny ampiasaina amin'io fotoam-pivavahana io.
 
== Bibliografia ==