Bokin' ny Salamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fizaràna
Andalana faha-20:
{{Testamenta Taloha}}
Ny salamo tsirairay ao amin'ny Baiboly dia tsy natokotoko fa nalahatra. Tsy fiteny, ohatra, ny hoe "Salamo toko faha-10" fa ny hoe "Salamo faha-10" no fiteny. Ny tsirairay amin'izay tokony ho natao hoe "toko" no atao hoe "salamo".
 
== Fizaràna ho boky dimy ==
Mizara ho boky dimy ny Bokin'ny Salamo:
 
* Boky voalohany: Sal. 1 - 41;
 
* Boky faharoa: Sal. 42 - 72;
* Boky fahatelo: Sal. 73 - 89;
* Boky fahefatra: Sal. 90 - 106;
* Boky fahadimy: Sal. 107 - 150
 
== Jereo koa ==