Epistily ho an' ny Rômana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Antsipiriany aimin'ny fizaràna
Andalana faha-8:
 
== Famintinana ==
Nanoratra ity taratasy ity i Paoly mba hampahafantarany ny tenany sy ny hafany amin'ny fiangonana any Roma. Mbola tsy nandeha tany amin'ity tanàna malaza ity izy, nefa maro ny Kristiana izay efa fantany anarana sady maniry ny hamangy azy ireo tsy ho ela izy (Rom. 15.22 - 16.21). Manambara amin'izy ireo i Paoly fa apostoly voafidy hitory ny vaovao mahafaly izy. Ka ny hafatra ambarany dia ny hoe: "Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin'ny [[Jiosy]] aloha, dia vao amin'ny [[Jentilisa]] koa." (Rom. 1.16). Amin'ny alalan'ny finoana an'i Jesosy Kristy fa tsy amin'ny alalan'ny Lalàna no hahafahan'Andriamanitra mandray ny olona na Jiosy izy na Jentilisa (Rom. 3.21-24; 4.25). Mampahatsiahy ny mpamaky i Paoly fa efa nanota avokoa ny olona rehetra sady tsy manana ny voninahitr'Andriamanitra (Rom. 3.23). Mamaly izao fanontaniana izao ity epistily ity: Ahoana no haneken'Andriamanitra antsika''?'' Satria ny Jiosy tsy nanaja ny Lalàn'i Mosesy; ary ny Jentilisa tsy nanaiky hino izay zavatra lazaina ny amin'Andriamanitra na dia efa niteny taminy tamin'ny fomba maro samihafa aza Andriamanitra (Rom. 1.18 - 3.20).
 
== Fizaran'ny boky ==
Azo zaraina telo lehibe ny boky:
 
- Ny fahamariana avy amin'ny finoana (1.1 - 8.39);
 
- Firenena voafidin'Andriamanitra i Israely (9.1 - 11.34);
 
*- Ny fomba iainan'ny mpino nyFiainam-baovao: fiainam-pitiavana (12.1 - 1516.1327).
 
=== Ny fahamariana avy amin'ny finoana (1.1 - 8.39) ===
Ligne 17 ⟶ 23 :
 
* Samy meloka ny olona rehetra (1.18 - 3.20)
* Ny fombafinoana anekenan'Andriamanitrai nyJesosy olonaKristy no anamarinana amin'ny finoana ihanyolona (3.21 - 4.25)
* Fiainam-baovao ho an'ny olona nohamarinina (5.1-21)
* Ny fiainana miaraka amin'i Kristy (6.1 - 7.25)
Ligne 23 ⟶ 29 :
 
=== Firenena voafidin'Andriamanitra i Israely (9.1 - 11.34) ===
 
* Tsy lainga ny tenin'Andriamanitra (9.1-29)
*Tsy Nylainga mahatongany antenin'i Israely ho toy izaoAndriamanitra (9.30 1- 10.21)
*Samy vahoakan'Andriamanitra na Jiosy na Jentilisa rehefa mino (9.24-29)
* Ny tsy finoan'i Israely no maha toy izao azy (9.30 - 10.21)
* Tsy lavin'Andriamanitra ny olony (11.1-34)
 
=== FitondranFiainam-tenabaovao: kristiana sy teny fiarahabana manokanafiainam-pitiavana (12.1 - 16.27) ===
 
* Ny fomba iainan'ny mpino ny fiainam-pitiavana (12.1 - 15.13)
* Ny fomba iainan'ny mpino ny fiainam-pitiavana (12.22 - 12.21)
* Teny famaranana sy fiarahabana isan'olona (15.14 - 16.27)
*Tokony hanaja ny mpitondra fanjakana (13.1 - 13.14)
*Tokony hahay mandefitra (14.1 - 15.13)
* Teny fanaovam-beloma (15.14 - 16.24)
*Fankalazana an'Andriamanitra (16.25 - 16.27)
 
== Jereo koa ==