Salamon' i Salômôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Namafa soratra tsy ilaina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanitsy rafi-pehezanteny
Andalana faha-2:
 
== Teolojian'ny boky ==
I Salomona ao amin'ny Salamon'i Salomona dia miseho amin'ny toetran'ny [[mesia]]: izy no ilay zanak'Andriamanitra izay nanitatra ny fari-taniny sady manandratra avo an'i Jerosalema. Tsy hanao zavatra maneho habibiana izy (Sal. Sal. 17.33), tsy sahala amin'ireo Romana mpangeja izay nanao fandripahana. Araka ny hevitr'i R.B. Wright, ny hevitra ny amin'ny mesia dia hita bebe kokoa ao amin'ny Salamon'i Salomona raha mitaha amin'ny [[Apokrifan'ny Baiboly|soratra apokrifa]] na pseodepigrafa hafa rehetra.
 
NyToa miseho ho tsy mandala ny fandriam-pahalemana ny fiarahamonina resahina ao amin'io boky io dia tsy mandala ny fandriam-pahalemana satria manozona ireo fahavalony (Sal. Sal. 4.1snm, 6.14-20) sady maminany ny hamanianyhamaliany faty azy ireo rehefaamin'ny mitondra fitondran'ny mesia (Sal.Sal. 12.6; 17.22-25.). Ny fisedrana mahazo ny vahoaka dia ekenyEkeny ho fitsipi-pifehezan'Andriamanitra ny fisedrana mahazo ny vahoaka (Sal. Sal. 14.1; 16.11.) satria hisy valisoa homena izay maharitra ho setrin'izany (Sal.Sal. 2.34snm.). Mionona amin'ny fiainana amin'ny zava-misy amin'izao fotoana izao io vahoaka io sady manantena ny faharesen'ny fahavalony.
 
Io fanoritsoritana io dia metyMety azo ampifandraisina amin'ny endriky ny fiainan'ny Eseniana tao Komrana io fanoritsoritana io (ohatra: ao amin'ny ''Fitsipiky ny fiangonana'' na ao amin'ny ''Tahirin-kevitra tao Damaskosy''), nefa tsy dia misy teny manana hevitra miafina firy ny fomba fiteny iresahany an'i Jerosalema dia tsy dia misy teny miafina firy raha ampitahaina amin'ny soratra eseniana tao Komrana. Ao amin'ny Salamon'i Salomona ny vahoaka dia miezaka hiaina araka ny fahasahiranana miseho amin'ny fotoana ankehitriny sady manantena trangan-javatra mesianika apokaliptika.
 
== Jereo koa: ==