Fanahy Masina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny finoana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy tsipelina
Andalana faha-1:
Ny [[FananahyFanahy Masina]], araka ny finoana jiosy sy kristiana, dia ny Fanahin’Andriamanitra, izay hery anatanterahany ny zavatra kasainy hatao hatramin’ny [[Famoronana]] izao tontolo izao ka hatramin’izao. Hita ombieniombieny izy ao amin’ny [[Baiboly]]. Ao amin’ireo Fiangonana be mpanaraka sy mitazona ny tenim-pinoana (dogma) mahazatra (katolika sy ortodoksa ary ny ankamaroan’ny protestanta) dia tsy hery fotsiny ihany ny Fanahy Masina fa persona fahatelon’Andriamanitra, manampy ny Ray sy ny Zanaka ao amin’ny [[Trinite]]. Ny taranja teolojika andinihana sy ampianarana ny amin’ny Fanahy Masina dia ny Pneomatolojia.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Trinite]]
 
* [[Jesosy Kristy]]