Epistilin' i Jeremia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Boky ao amin'ny Baiboly sasany
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny [[Epistilin'i Jeremia]] na [[Epistilin'i Jeremia|Epistolan'i Jeremia]] na [[Epistilin'i Jeremia|Taratasin'i Jeremia]] dia boky misy ny taratasy lazaina fa nosoratan'ny mpaminany [[Jeremia (mpaminany)|Jeremia]] sy nalefany tany amin'ireo Jiosy babo izay hataon'ny mpanjaka Nebokadnetsara sesitany any Babilona - mba hanambara amin'izy ireo ny zavatra tian'Andriamanitra ho lazaina amin'izy ireo. Tsy hita ao amin'ny kanonan'ny Baiboly hebreo (na [[Tanakh]]) io boky io. Hita ao amin'ny dikan-tenin'ny [[Testamenta Taloha]] amin'ny teny grika atao hoe [[Septoaginta]] (na Septanta) sy ny [[Baiboly ortodoksa]] izy nefa tsy mifangaro amin'ireo boky kanonika fa mahaleo tena. Toko faha-6 ao amin'ny [[Bokin'i Baroka]] izy ao amin'ny dikan-tninn'ny Baiboly amin'ny teny latina atao hoe [[Volgata]] izay isan'ireo [[boky deoterokanonika]] ao amin'ny [[Baiboly katolika]].
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Salamon'i Salomona]]
* [[Boky fahefatry ny Makabeo]]