Boky voalohan' ny Mpanjaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Fanitsiana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Salomons dom.jpg|vignette|''Ny fitsaran'i Solomona,'' nataon'i Pierre Paul Rubens, 1617|280x280px]]Ny [[Boky voalohan’nyvoalohan'ny Mpanjaka]] na [[Boky voalohan'ny Mpanjaka|Mpanjaka voalohany]] dia boky ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] izay isan’ireo atao hoe boky fitantarana. Ny Mpanjaka voalohany dia mitantara ny fametrahana an’i [[Solomona]] (na Salomona) ho mpanjaka , ny fanorenany ny [[Tempoly]] voalohany, ny fivakisan'ny firenena ho fanjakana roa, ny fahotan'ireo mpanjaka ary ny fandraisan'anjaran'ireo mpaminany manoloana izany.
Raha mbola tsy maty i [[Davida (Baiboly)|Davida]] dia efa nisy tamin’ireo zanany no niady handimby azy nefa i Solomona ihany no voatendrin’i Davida handimby azy. Nanao fahotana lehibe i Solomona tamin'ny naha-mpanjaka azy ka ho setrin’izany dia nivaky roa ny firenena taorian’ny nahafatesany. Ny tapany avaratra dia natao hoe [[Fanjakan’i Joda]] fa ny ilany atsimo kosa dia natao hoe [[Fanjakan’i Israely]] (na Fanjakan’i Samaria). Ny mpanjaka tsirairay voatantara ao amin’ny boky dia tsaraina amin’ny fifikirany na tsia amin’Andriamanitra.