Tanakh: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''[[Tanakh''']], '''[[Tanakh|Tanak''']] na '''[[Tanakh|Thanak''']] diaizay nyatao hoe koa [[Tanakh|Baiboly hebreo]] izay tsyfitambaran'ny inonaboky famitovy amin'izay hita ao amin'ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]] protestanta.
[[Sary:Entire Tanakh scroll set.png|vignette|Ny Tanakh]]
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''Tanakh'' (תַּנַ"ךְ), ''Thanak'' na ''Tanak'' dia fanafohezana ny andian-teny hebreo hoe ''Tôrah'' ('''תּ'''וֹרָה) sy ''Nevi'im'' ('''נְ'''בִיאִים) ary ''Ketûvim'' ('''כְּ'''תוּבִים). Ireo dia manondro ny fizaràna telo hita ao amin'ny Baiboly hebreo. Ny hoe ''Tôrah'' dia azo adika hoe "lalàna"; ny ''Nevi'im'' (na ''Nebi'im'') dia azo adika hoe "mpaminany (maro)" ary ny hoe ''Ketûvim'' (na ''Ketûbim'') dia azo adika hoe "soratra (maro)".
 
== Firafitry ny Tanakh ==
Andalana faha-9:
 
=== Ny Torah ===
Ny [[Torah]] (תּוֹרָה "Lalàna") dia ahitana boky dimy, ireo atao hoe Boky dimin'i Mosesy. Toy izao avy ny anaran'ireo boky ireo amin'ny teny hebreo ary ny fifanandrifian'ny anarana ao amin'ny Tôrah sy ny Pentateoka:
 
* ''Sefer Bereshit'' : ''[[Bokin'ny Genesisy|Genesisy]]''
 
* ''Sefer Shemot'' : ''[[Bokin'ny Eksodosy|Eksodosy]]''
Ligne 21 ⟶ 22 :
 
=== Ny Nevi'im ===
Ny [[Nevi'im]] (נְבִיאִים "Mpaminany") dia mizara roa: ny ''Nevi'im rishonim'' (נביאים ראשונים "mpaminany taloha") sy ny ''Nevi'im aharonim'' (נביאים אחרונים "mpaminany farany" na "mpaminany taoriana"). Misy boky efatra ny ao aminan'ny <u>''Nevi'im rishonim''</u> ka ireto avy izy ireo:
* ''Sefer Yehoshua'' na ''Yehoshua'' : ''[[Bokin'i Josoa|Josoa]]''
 
Ligne 32 ⟶ 33 :
* ''Sefer Yeshayahu'' na ''Yeshayahu'' : ''[[Bokin’i Isaia|Isaia]]''
 
* ''Sefer YrmeyahuYirmeyahu'' (bokin'i Jeremià") na ''YrmeyahuYirmeyahu'' : ''[[Bokin'i Jeremia|Jeremia]]''
 
* ''Sefer Yehezkael'' ("bokin'i Ezekiela") na ''Yehezkael'' : ''[[Bokin'i Ezekiela|Ezekiela]]''
* ''Trei Assar'' (תרי עשר "[[Bokin'ny Mpaminany 12]]")
Ny bokin'ny mpaminany 12 voalaza etsy ambony sady atao hoe ''Trei Assar'' dia ireto avy:
* ''Sefer Hoshea'' : ''[[Bokin'i Hosea|Hosea]]''
Ligne 49 ⟶ 50 :
* ''Sefer Mikhah'' na ''Mikhah'' : ''[[Bokin'i Mika|Mika]]''
 
* ''Sefer NahumNakhum'' na ''NahumNakhm'' : ''[[Bokin'i Nahoma|Nahoma]]''
 
* ''<nowiki/><nowiki/><nowiki/><nowiki/><nowiki/><nowiki/>''Sefer ''<nowiki/>'HavakukKhavakuk'' na ''<nowiki/>'HavakukKhavakuk'' : ''[[Bokin'i Habakoka|Habakoka]]''
* ''<nowiki/><nowiki/>Sefer'' ''<nowiki/>Tsefaniyah'' n''<nowiki/>''a ''Tsefaniyah'' : ''[[Bokin'i Zefania|Zefania]]'' ''<nowiki/><nowiki/>''
 
* ''Sefer TsefaniyahKhaggai'' na ''TsefaniyahKhaggai'' : ''[[Bokin'i ZefaniaHagay|ZefaniaHagay]]''
 
* ''Sefer Haggai'' na ''Haggai'' : ''[[Bokin'i Hagay|Hagay]]''
 
* ''Sefer Zekhariyah'' na ''Zekhariyah'' : ''[[Bokin'i Zakaria|Zakaria]]''
Andalana faha-62:
 
=== Ny Ketuvim ===
Ny ''[[Ketuvim|Ketûvim]]'' (כְּתוּבִים "Soratra") dia misy boky 11. Ireto avy izany:
 
* ''Sefer Tehillim'' na ''Tehillim'' : ''[[Bokin'ny Salamo|Salamo]]''
* ''Sefer Mishlei'' na ''Mishlei'' : ''[[Bokin'ny Ohabolana|Ohabolana]]''