Tetiandro hebreo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-11:
# Yom Shlishi / יום שלישי‬ izay midika hoe "andro fahatelo" (Talata)
# Yom Reviʻi / יום רביעי‬ izay midika hoe "andro fahefatra" (Alarobia)
# Yom Chamishi'''Khamishi''' / יום חמישי‬ izay midika hoe "andro fahadimy" ('''Alakamisy''')
# Yom Shishi / יום ששי‬ izay midika hoe "andro fahenina" (Zoma)
# Yom '''Shabbat''' / יום שבת‬ izay midika hoe "andro fitsaharana" ('''Asabotsy''').
 
Ny ''Yom Shabbat'' (יום שבת‬ ) dia azo hafohezina hoe ''Shabbat'' (שבת) fotsiny na halavaina hoe ''Yom Shabbat Kodesh'' (יום שבת קודש‬) izay midika hoe "andro fitsaharana masina".
 
=== Ny anaram-bolana ===