Ôtniela: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Othoniel Ben Kenaz.jpg|vignette|''I Otniela ben Kenaza,'' nalaina tamin'ny "Promptuarii Iconum Insigniorum"'','' taona (1518?-1589).]]
I '''[[Otniela''']] na '''[[Otniela|Hôtniela''']] dia mpitsara israelita. Isan'ireo atao hoe mpitsara lehibe izy. ''Otniel Ben Knaz'' (עתניאל בן קנז) no anarany feno amin'ny teny hebreo, izay azo gasina hoe ''Otniela zanak'i Kenaza''. (Mpit. 3.8-11). Mety hidika hoe "Heriko Andriamanitra" na "Namonjy ahy Andriamanitra" ny hevir'i anarana io<ref><small>Jack M. Sasson (20 May 2014). [https://books.google.com/books?id=25ezAwAAQBAJ&pg=PA146 ''Judges 1-12: A New Translation with Introduction and Commentary'']. Yale University Press. p. 146. <nowiki>ISBN 978-0-300-19033-5</nowiki>.</small></ref>. I Kosama-Riseataima, mpanjakan'i Arama no nifanandrina taminy. Tamin'ny androny dia nandry fehizay tanatin'ny 40 taona i Israely. Izy no mpitsara voalohany tao Israely ary i [[Ehoda]] no nandimby azy.
 
Isan'ny fokon'i Joda izy ary i Kenaza izay zandrin'i Kaleba no rainy. Izy no mpitsara voalohany nandimby an'i [[Josoa]] (na Josoe). Ao amin'ny [[Bokin'i Josoa]] sy ny [[Bokin'ny mpitsaraMpitsara]] (mpitsMpits. 1 sy 3) no ahitana ny tantarany.
 
Nandresy an'i Hebrona teo akaikin'i Beni-Anaka i Kaleba tao atsimo, izay avy amin'ny fokon'i Joda. Naka ny tananàna Kiriata-Seferay ny zana-drahalahiny atao hoe Otniela, zanak'i Kenaza. Izy koa dia niady amin'ny Edômita. Niditra tao amin'ny tany Kanana i Kosama-Riseataima, mpanjaka avy any amin'ny faritr'i Eofrata, mba hanafika sy haka koa an'i Ejipta. Resin'i Farao anefa izy ka nanao taridositra nitondra ny tafika sady nandroba ny firenena izay nolalovany. Nahangona tafika i Otniela ka afaka nanenjika sy nandroaka azy.