Bokin' i Henôka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Boky kristiana sy jiosy
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 31 Martsa 2018 à 16:42

Ny Bokin’i Henoka dia fanangonan-dahatsoratra apokaliptika isan’ny literatiora tanelanelan’ny Testamenta roa; apokrifa na pseodepigrafa ho an’ny Tesatamenta Taloha izy ka tsy isan’ny kanonan’ny Baiboly hebreo na katolika na ortodoksa na protestanta; nampitondrain’ny mpanoratra azy ny anaran’i Henoka (na Enoka) io boky io.