Tetiandro hebreo: Fahasamihafan'ny versiona

tsy misy ambangovangom-panovana
(Ny anaran'ny andro hebreo)
Aucun résumé des modifications
=== Ny anaram-bolana ===
Ireto avy ny anaran'ny volana ao anatin'ny taona iray:
# Tishri (hebreo: תשרי) eo anelanelan'ny Septambra sy Oktobra (30 andro);
# Heshvan (hebreo: חשון) eo anelanelan'ny Oktobra sy Novambra (29 na 30 andro);
# Tislev (hebreo: כסלו) eo anelanelan'ny Novambra sy Desambra (30 andro);
# Tevet (hebreo: טבת) eo anelanelan'ny Desambra sy Janoary (30 andro);
# Shevat (hebreo: שבט) eo anelanelan'ny Janoary sy Febroary (30 andro);
# Adar I (hebreo: אדר א) eo anelanelan'ny Febroary sy Marsa (30 andro);
# Nisan (hebreo: ניסן) eo anelanelan'ny marsa sy Avrily (30 andro);
# Iyar (hebreo: איר) eo anelanelan'ny Avrily sy May (29 andro);
# Sivan (hebreo: סיון) eo anelanelan'ny may sy Jona (30 andro);
# Tammuz (hebreo:תמוז) eo anelanelan'ny Jona sy Jolay (29 andro);
# Av (hebreo: אב) eo anelanelan'ny Jolay sy Aogositra (30 andro);
# Eul (hebreo: אלול) eo anelanelan'ny Aogositra sy Septambra (29 andro).
Raha ilaina ny hanampy iray volana dia ampiana Adar II ('אֲדָר ב) ny Adar I (אדר א).
 
28 220

modifications