Fanekem-pinoana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Nanitatra |
Nanitatra |
||
Andalana faha-19:
== Ny fanekem-pinoana kristiana ==
=== Ny fanekem-pinoan'nhy Kristiana voalohany ===
Ny fiangonana kristiana dia nanana fanekam-pinoana izay mamaritra ny maha kristiana na tsia ny olona iray. Ho an'ny Kristiana, ny fanekem-pinoana voalohany dia ny [[kerigma]], fanambaram-pinoan'ny Kristiana voalohany.
* I Jesosy Kristy no mesia zanak'Andriamanitra;
* maty sy nitsangana izy ary izay milaza izany dia mijoro ho vavolombelona amin'ny tenany manokana;
* miantso ho amin'ny fibebahana izy.
=== Ny fanekem-pinoana nateraky ny konsily momba ny Trinite ===
==== Ny Fanekem-pinoana Nikeana ====
|