Jôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsiahy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Bonnat02.jpg|vignette|302x302px|''I Joba,'' nataon'i Léon Bonnat, taona 1880]]''<nowiki/>''
I '''Joba''' dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly]] ao amin'ilay boky mitondra ny anarany ([[Bokin'i Joba]]). Ao amin'ny [[Tanakh]] izy dia atao hoe אִיּוֹב / ''ʾIyyôvʾIyôv''. Ny boky masin'ny Silamo ([[Korana|Koràna]]) koa dia miresaka an'i Joba izay ataony amin'ny teny arabo hoe أيّوب  / ''<nowiki/>'Ayûbyo''<ref><small>Ny Torka dia manao hoe ''Eyüop''.</small></ref>''p''). I Joba no maneho ny finoan'olo-marina navela ho sedrain'i [[Satana]], araka ny fanomezan-dalan'Andriamanitra (Job. 1.9-12).
 
== Tantaran'i Joba ==