Jôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Namafa fehin-tsoratra tsy tena ilaina sadynanaisy faingo.
Andalana faha-1:
[[Sary:Bonnat02.jpg|vignette|302x302px|''I Joba,'' nataon'i Léon Bonnat, taona 1880]]''<nowiki/>''
I '''Joba''' dia olona resahina ao amin'ny [[Baiboly]] ao amin'ilay boky mitondra ny anarany ([[Bokin'i Joba]]). Ao amin'ny [[Tanakh]] izy dia atao hoe אִיּוֹב / ''ʾIyyôv''. Ny Koràna koa dia miresaka an'i Joba izay ataony amin'ny teny arabo hoe أيّوب   / ''<nowiki/>'AyyAyyoûb'' (ny Torka dia manao hoe ''EyüEyüp'')). I Joba no maneho ny finoan'olo-marina navela ho sedrain'i Satana -, araka ny fanomezan-dalan'Andriama''a''Andriamanitra ''a'' tr(Job. 1.9-12)). Ny mosken'i Istanbola dia mitondra ny anaran'i Ayyoub - dia ilay mpiara-dia amin'i mohamady maty an'ady manoloana ny tanàna izay mbola natao hoe Konstantinopla. Ny dinastian'ireo Aiobida izay naorin'i Saladina soltanan'i Ejipta (1138-1193) - izay avy amin'ny firazanana korda - dia nahazo izany anaram-boninahitra izany amy amin'ny rainy atao hoe Najm ad-Din Ayyub.
 
== Tantaran'i Joba ==
 
=== Tantaran'i Joba araka ny Baiboly ===
Na dia olo-marina aza i Joba (Job. 1.1) -, ny anarany dia avy amin'ny fizahan-toetra nataon'i Satana aminyazy mba hijerena na hatoky an'Andriamanitra hatrany izy na tsia (Job. 1.1). Niaritra ny faharavan'ireo fananany (Job. 1.14) sy ny faharinganan'ireo zanany (Job. 1.18-19) ary ny fijaliany noho ny vay nahazo azy (Job. 2.7). Niaritra ihany koa ny fanomezan-tsiny nataon'ireo sakaizany telolahy nefa tsy niala tamin'ny fitokisany amin'Andriamanitra. Hohazavain'Andriamanitra aminy fa tsy tokony ho refesina fijerin'olombelona ny fitsarany -, ary haverina roa heny aminy indray ny fananany. Nanana zanakalahy fito sy zanakavavy telo i Joba (Job. 1.2) izay maty daholo tao amin'ny firodanan'ny tranon'ny lahimatoa tamin'ny fiandohan'ny fitsapana (Job. 1.18-19). Hahazo zazalahy fito sy zazavavy telo indray i Joba rehefa vita ny fisedrana azy. Ireo zananivavy telo farany dia atao hoe Jemima -, Ketsia ary Kerena-Hapoka (Job. 42.14).
 
=== Tantaran'i Joba araka ny Koràna ===
Ny Koràna dia miresaka an'i Aioba ho moaminany ambony toetra sy malala-tanana. Andriamanitra dia tia azy fatratra satria iray amin'ireo mpanompo be fanetren-tena sy manompo amim-pahatsoratra. Nnanampy ny kamboty izy -, ary nanome sakafo ny mahantra. Hitan'i Satana ny fanoloran-tenan'i Aioba amin'Andriamanitra -, ka nanapa-kevitra i Satana hitarika azy amin'ny tsy izy nefa tsy nahomby izany. Nataony torak'izany koa ny vadin'i Aioba atao hoe Rahma nefa tsy nahomby koa izany. Nianjadian'ny fahoriana mafy i Aioba ka nijaly tamim-paharetana izy.
 
Izao no voasoratra ao amin'ny Koràna:
 
"Tsarovy koa i Aioba mpanompotsika -, tamin'ny nanaovany izao teny izao tamin'ny Tompony: Nataon'i Satana reraky ny aretina maro sy ny fampijaliana aho. Nisy feo niteny mafy taminy hoe: Kapohy amin'ny tongotrao ny tany. Dia nataony izany -, ka nisy loharano nifantsitsitra. Hataonao hidiovana io rano io; mangatsiatsiaka io -, ary hisotro aminy ianao. Naverintsika aminy ny ankohonany - sady nampiatsika mitovy amin'izay nisy teo. Porofon'ny famindram-potsika izany sady fampitandremana ho an’ny olona mana-tsaina" (''Ny Koràna'', « Sad », 38.40-44).