Jordana (ony): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Andalana faha-16:
=== Lanjany ara-pivavahana ===
Manan-danja eo amin’ny Jiosy sy ny Kristiana ny onin’i Jordana satria voalaza matetika ao amin’ny Baiboly i Jordana.
[[Sary:Dore joshua crossing.jpg|vignette|260x260px|''Miampita ny ony Jordana ny Zanak'i Israely,'' nataon'i Gustave Doré]]
 
Toerana manana ny lanjany izy ho an’ireo mpaminany ao amin’ny Testamenta Taloha ao amin’ny Baiboly. Izy no manasaraka ny Tany Nampanantenaina an’ireo Hebreo notarihin’i Mosesy<ref><small>Nom 34.1-12</small></ref>. Nefa i Mosesy tenany dia tsy niampita akory an’i Jordana satria maty teo amin’ny tendrombohitra Nebo rehefa avy namindra ny fitantanana tamin’i [[Josoa]] (na Josoe) amin’ny fotondrana ny [[Zanak'i Israely|Zanak’i Israely]] ho ao Kanana<ref><small>Nom. 31 sy 34</small></ref>.