Jefta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: olona resahina ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-1:
I '''Jefta''' na '''Jiftà''' na '''Jefte''' dia mpitsara tao Israely (Mpits. 10.7-12-7). Isan'ireo atao hoe mpitsara lehibe izy. Amin'ny hebreo dia tononina hoe ''Yip̄tāḥ'' io anarana io. I [[JairoJaira]] no mpitsara nodimbasany ary i [[Ibzana]] no nandimby azy.
 
Notendren'ireo mpitondra an'i Gileada i Jefta mba hitarika ny ady tamin'ny Amonita izay nandrahona azy ireo. Nandresy izy ka niteraka fialonana teo amin'ny fokon'i Efraima izany. Nanafika azy ny Efraimita nefa tsy nahomby ka nahatonga an'i Gileada ho afana nizaka tena ary angamba tsy niankina tamin'ny firenen'i Manase raha tsy taorian'ny fandresen'i Gideona ny Midianita.