Bokin' i Rota: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanova kaharan-jana-pizaràna
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Namindra "endrika"
Andalana faha-28:
=== Ny paika nataon’i Naomy ho an’i Rota ===
Mba hahatonga an’i Naomy hanana taranaka dia nanao tetika i Naomy ny mba hisian’ny havam-badiny hanambady an’i Rota, ka naniraka azy handry an-tsokosoko teo an-tongotr’i Boaza mba hahatonga an'ity farany hanampy azy mba hahazoana. Ny lehilahy tokony hanambady an’i Rota anefa tsy tapa-kevitra ny hanambady azy.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
=== Ny fampakaran’i Boaza an’i Rota ho vady ===
Nahita fitia teo imason’i Boaza i Rota ka tanteraka ny fanambadian’izy roa. Niteraka an’i Obeda izy ireo, dia ilay razamben’i Davida mpajaka.
 
{{Testamenta Taloha}}
 
== Anaran’ireo olona resahina betsaka sy hevi-dehibe ==