Nehemia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Andalana faha-2:
I '''Nehemia''' dia Jiosy niasa tao amin'ny lapan'ny mpanjaka tao Sosa (na Soza na Sosana) renivohitry ny Fanjakana persiana tamin’ny nanjakan’i Artakserksesy I (taona 465 – 424 tal. J.K.). Lohandohany teo amin’ny fiarahamonina jiosy tamin’ny taonjato faha-5 tal. J.K izy. Izy no mpikarakara ny zava-pisotron’ny mpanjaka sady olona nitokisan’ny mpanjaka persiana Artakserksesy I izay nanjaka teo anelanelan’ny taona 464 sy 424 tal. J.K.
 
Na dia nateraka tany an-tsesitany aza i Nehemia dia niraiki-po tamin’i Jerosalema. Rehefa tonga tao sosaSosa i Hanania, izay mety ho rahalahiny, dia tonga tao Sosa ka nitantara ny zava-misy any Jerosalema -, dia nalahelo tamin’ny fahasahiranana nahazo ny mponin’i Jerosalema i Nehemia. Ny fanamboarany ny tanàna sy ny fanavaozana izay nimasoany no tantaraina ao amin’ny boky mitondra ny anarany, dia ny [[Bokin'i Nehemia|Bokin’i Nehemia]], izany.
 
== Ny asa nataon’i Nehemia ho an’ny fireneny ==