Bokin' i Nehemia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy fafana fampitahana sy nanaitsy zana-dohateny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy endrika
Andalana faha-60:
Azo zaraina telo ny Bokin'i Nehemia.
 
{{Testamenta Taloha}}
=== Fananganana ny manda sy fanarenana ara-tsosialy (1 – 7) ===
 
=== Fananganana ny manda sy fanarenana ara-tsosialysosialy (1 – 7) ===
Nifankahita tamin’i Nehemia indray i Hanany, izay mety ho rahalahiny, izay nitantara taminy ny zava-misy ao Jerosalema taorian’ny [[Fahababoana]]. Nampalahelo an’i Nehemia ny zavatra henony ka nangataka alalana tamin’ny mpanjaka Aratakserksesy mba ho any Jerosalema izy hanangana ny mandan’i Jerosalema izay voarodana. Voatendry ho governoran’i Joda i Nehemia ka nandresy lahatra ny vahoaka tao Jerosalema hanangana ny manda. Nisy ny fanoherana nataon’ireo governora manodidina sy ny fiampangana tsy marina an’i Nehemia ho manomana fikomiana amin’ny mpanjaka. Nanendry mpiambina ny manda sy ny vavahady i Nehemia. Vita tanatin’ny 52 andro ny manda.