Finoana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy rohy sy famakiana teny arabo
Ndatyavao (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Ny '''silamo''' (amin'ny teny arabo: الإسلام / ''Alʾislām'') dia [[finoana abrahamika]] mifototra amin'ny finoana an'Andriamanitra tokana farany izay tokana (tsy manompo olo-masina, mpaminany) ary amin'ny [[Korana]] izay heverina fa boky nandraiketana ny tenin'Andriamanitra (Allah, amin'ny teny arabo). Ny Korana dia nambara tamin'i [[Mohameda|Mohamada]] izay fantatry ny silamo ho mpaminany voalohan'Andriamanitra, tany [[Arabia Saodita|Arabia]] tamin'ny taonjato fahafito. Ny fampianarana fototry ny finoana silamo dia ny ''tawhid'', izany hoe ny finoana an'[[Monoteisma|Andriamanitra tokana]] izay tsy ahitana fanompoana hafa afatsy ny fanompoana an'[[Andriamanitra]].
 
== Jereo koa ==