Bokin' i Hagay: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nandrindra sy nanisy sary sy endrika ary rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Haggai (Menologion of Basil II).jpg|vignette|''Ny Mpaminany [[Hagay]],'' taona 985]]
Ny '''Bokin’i Hagay''' na '''Bokin’i Akjea''' dia bokim-paminaniana ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Isan’reo atao hoe “mpaminany madinika” i Hagay.
 
Ny boky dia fitambarana faminaniana efatra izay ampitain’i Hagay amin’i Zorobabela, governoran’ny faritanin’i Joda, sy amin’i Josoa mpisorom-be mandritra ny fanamboarana ny Tempoly faharoa tao Jerosalema tamin’ny taonjato faha-6 tal. J.K. Ny mpaminany [[Hagay]] dia isan’ireo izay nanetsiketsika ny fahatongavan-tsain’ireo Jiosy nantsoina taorian’ny [[Fahababoana]] mba hanamboatra indray ny Tempoly ao Jerosalema tamin’ny taona 516 tal. J.K. Ao amin’ireo faminaniana ireo, i Hagay dia mamboraka ny faniriany ny amin'ny hahitany ny hahavitan’ny Tempoly haingana.
{{Testamenta Taloha}}