Bokin' i Hôsea: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Duccio di Buoninsegna 063.jpg|vignette|425x425px|''Ny mpaminany [[Hosea]],'' nataon'i Duccio di Buoninsegna, anelanelan'ny taona 1308-1311]]
Ny '''Bokin’i Hosea''' dia boky ao amin’ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Ahitana taratra ny tantaram-pivavahan’ny Fanjakana tany Avaratr'i Israely sy ny fivoaran’ny [[jodaisma]] io boky io. Voalohany amin’ireo bokim-paminaniana roa ambin’ny folo'','' atao hoe “mpaminany madinika”, noho ny hafohin’ny asa-sorany, io boky io. Ny hevi-dehiben’ny boky dia ny fitiavan’i [[Yahweh]] ny vahoakany izay asehon’ny fanambadian’i Hosea an’ilay vehivavy janga atao hoe Gomera. Hentitra ny fomba fitenin’i Hosea manoloana ny vahoaka miaina amin’ny fomba sy fanao izay miseho lany hatrany ho mifanohitra amin’ny finoana an'i Yahweh sy ny lalàny.
 
Andalana faha-5:
 
=== Ny mpanoratra ===
Atao hoe nosoratan’i [[Hosea]] ny boky. Nefa tsapa fa ny toko faha-4 hatramin’ny faha-13 dia hoatry ny nosoratr’olo-maro. Ny fomba fonoratra ao dia tsy mitovy amin’izay hita ao amin’ny toko telo voalohany sy ny toko faha-14. Agamba avy any Avaratra i Hosea. Nanomboka tokony ho tany amin’ny faraparan’ny fanjakan’i Jeroboama II (782 – 753 tal. J.K.) ny asa fitoriana nataony. Nahatonga an'i Hosea hahalala bebe kokoa ny fitiavan’Andriamanitra ny olony'','' na dia be [[fahotana]] aza'','' ny fitiavany ny vadiny izay be fahadisoana.
 
=== Ny fotoana nanoratana ===