Ezra : Fahasamihafan'ny versiona roa

k
Teny mihoatra
k (Ireo boky amin'ny anaran'i Esdrasa)
k (Teny mihoatra)
[[Sary:109.Ezra Reads the Law to the People.jpg|vignette|''Mamaky ny Lalàna eo anatrehan'ny vahoaka i Ezra,'' nataon'i Gustave Doré, taona 1866.]]
I '''Ezra''' na '''Esdrasa''' dia olona resahina ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ny [[Baiboly]] kristiana, indrindra ao amin’ny [[Bokin'i Ezra]] (na Bokin'i Esdrasa) sy ny [[Bokin'i Nehemia]], sy boky hafa koa. Jiosy babo tany Babilona izay niverina an-taniny tao Jerosalema tamin’ny tokony hotaminho tamin'ny taona 428 tal. J.K. i Ezra. Sady [[mpisorona]] izy no [[mpanoradalàna]], izay velona teo anelanelan’ny taonjato faha-5 sy faha-4 tal. J.K. Atao koa Ezra Mpanoradalàna na Esdrasa Mpanoradalàna koa izy (hebreo : ''עזרא הסופר‬ /Ezra ha-Sofer'').
 
== Ny asa nataon'i Ezra ==
* [[Boky fahadimin'i Esdrasa]]
 
* [[Boky fahenin'i Esdrasa|Boky fahenin’i Esdrasa]]
 
* [[Apokalipsa grikan'i Esdrasa]]
15 358

modifications