Ezra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy sy fanampiny kely
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Ireo boky amin'ny anaran'i Esdrasa
Andalana faha-10:
Izy no nitondra ny andiany faharoa tamin’ireo Jiosy nody an-tanindrazana taorian’ny Fahababoana avy any Babilona mba hanorina indray ny [[Tempoly]] ao Jerosalema izay noravan’ireo Babiloniana tany aloha.
 
=== Ireo soratra amin'ny anaran'i Ezra ===
=== Fanoratana boky ===
Araka ny lovantsofina dia i Ezra (na Esdrasa) no nanoratra ny boky kanonika mitondra ny anarany, dia ny [[Bokin'i Ezra|Bokin’i Ezra]] na Bokin’i Esdrasa. MisyNefa bokymisy apokrifasoratra na pseodepigrafika marohafa koa izay mitondra ny anarany dia ny [[Boky voalohan'i Esdrasa|1 Esdrasa]] sy ny [[Boky faharoan'i Esdrasa|2 Esdrasa]] ao amin'ny fandaharana ny apokrifa amin'ny teny anglisy (na [[Boky fahatelon'i Esdrasa|3 Esdrasa]] sy [[Boky faharoan'i Esdrasa|4 Esdrasa]] ao amin'ny Volgata). Io atao hoe "faharoa" na "fahefatra" io dia fantara amin'ny anarana hoe koa [[Apokalipsan'i Esdrasa]] sady kanonika ao amin’ny Fiangonana kopta ortodoksa (ao Ejipta) sy ao amin'ny Fiangonana etiopiana ortodoksa.
 
==== Boky kanonika amin’ny anaran’i Ezra ====
Misy roa ireo boky kanonika amin’ny anaran’i Ezra ka mety hisaraka na hitambatra :
* [[Bokin'i Ezra|Bokin’i Ezra]] na Bokin’i Esdrasa
* [[Bokin'i Nehemia]] izay atao hoe ''2 Esdrsas'' ao amin’ny Volgata.
Ny [[Boky Ezra-Nehemia]] dia atao hoe ''1 Izra'' ao amin’ny Baiboly ortodoksa etiopiana.
 
==== Apokrifa na pseodepigrafa amin’ny anaran’i Ezra na Esdrasa : ====
Misy fito ny soratra [[Apokrifan'ny Baiboly|apokrifa]] na [[pseodepigrafa]] amin’ny anaran’i Ezra ka mety hitambatra ho boky iray ny sasany arakaraka ny fiangonana na ny Baiboly na ny fiteny itanisana azy. Mety hiova araka izany koa ny laharana araka izany :
* [[Boky fahatelon'i Esdrasa]] na Boky grikan’i Esdrasa)
 
* [[Boky fahefatr'i Esdrasa]] na Apokalipsan’i Esdrasa na Apokalipsa jiosin’i Esdrasa na ''2Esdras'' ao amin’ny lisitra anglisy.
 
* [[Boky fahadimin'i Esdrasa]]
 
* [[Boky fahenin’i Esdrasa]]
 
* [[Apokalipsa grikan'i Esdrasa]]
 
* [[Fahitan'i Esdrasa]]
 
== Jereo koa: ==