Bokin' i Ôbadia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: boky ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanakely sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Tissot Obadiah.jpg|vignette|''Ny mpaminany Obadia,'' nataon'i James Tissot (1836-1902)|285x285px]]
Ny '''Bokin’i Obadia''' na '''Bokin'i Abdiasa''' dia bokim-paminaniana ao amin’ny [[Tanakh]] (Baiboly hebreo) sy ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana. Iray amin’ireo atao hoe “mpaminany madinika” ao amin’ny Baiboly izy sady io boky io no fohy indrindra amin’ireo bokin’ny Testamenta Taloha satria tsy ahitana afa-tsy toko tokana misy andininy 21. Maminany i Obadia (na Abdiasa) ny amin’ny hitsaran’Andriamanitra ny Fanjakan’i Edoma izay harodana sy ny amin’ny famaliana izay hataon’i Israely amin’io fanjakana io. Nefa hihatra amin’ny firenena rehetra izany fitsarana izany any amin’ny andron’i Yahweh.