Mônôteisma: Fahasamihafan'ny versiona
k
Nanasaraka fehezanteny sy nanisy rohy
(Nampiditra koa ny zoroastrisma) |
k (Nanasaraka fehezanteny sy nanisy rohy) |
||
== Monoteisma ao amin’ny fivavahana kristiana ==
Ny Kristiana dia monoteista nefa misy fahasamihafana amin’ny finoan’ny Hebreo ny finoany an’Andriamanitra.
Ny maro amin'ny Tsy mifanaraka amin’ny monoteisma ny fampianarana ny Trinite hoy ny antokom-pivavahana kristiana sasany isan’ireo niforona avy amin’ny [[Reformasiona]] (na Reforma) izay tsy manaiky ny Trinite. Izy ireo dia manohana ny atao hoe [[onitarisma]] – izany hoe Andriamanitra dia tsy persona telo fa tokana. I Fausto Socin dia namorona ny fiangonana manohitra ny Trinite tao Eoropa Atsinanana atao hoe “Rahalahy Poloney”. Ny onitarisma dia niitatra tamin’ny taonjato faha-19 tany amin’ireo firenene anglo-saksona sy tany Amerika Latina. Maro koa ireo fivavahana kristiana izay manohitra ny Trinite – ka isan’ireny ny [[Vavolombelon'i Jehovah|Vavolombelon’i Jehovah]].
* [[Henoteisma]]
* [[Ateisma]]
|