Epistily katôlika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Epìdosis (dinika | fandraisan'anjara)
k Fix category
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
'''Epistily katolika''' no iantsoana ireo [[epistily]] fito milahatra ao aorian'ny epistily atao hoe [[Epistilin'i Paoly|nosoratan'i Paoly]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Ireto avy izy ireo: ny ''[[Epistily nosoratan'i Jakoba]]'', ny ''[[Epistily voalohany nosoratan'i Petera]]'', ny ''[[Epistily faharoa nosoratan'i Petera]]'', ny ''[[Epistily voalohany nosoratan'i Jaona]]'', ny ''[[Epistily faharoa nosoratan'i Jaona]]'', ny ''[[Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona]]'' ary ny ''[[Epistily nosoratan'i Joda]]''.

== Fiforonan-teny ==
Ny hoe ''katolika'' dia tsy hoe "momba ny mpino na ny finoana katolika", fa kosa "ho an'ny fiangonana rehetra" (fa tsy ho an'olona na fiangonana iray voatondro). Amin'ny teny [[Teny grika|grika]] izany dia atao hoe ''καθολικαὶ ἐπιστολαί'' / ''katholikai epistolai''.
 
== Jereo koa ==