Epistily nosoratan' i Jakôba: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tohiny
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Anaran'ny boky
Andalana faha-1:
Ny '''''Epistily nosoratan'i Jakoba''''' na '''''Jakoba''''' dia boky ao amin'ny [[Baiboly]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ireo atao hoe [[epistily]]. ''Επιστολή Ιακώβου'' / ''Epistolê Iakôbou'' no anaran'io epistily io amin'ny teny grika fa ''Epistula Iacobi'' kosa amin'ny teny latina. Mitonon-tena ho i Jakoba ny mpanoratra azy ary nosoratany "ho an'ny foko roa ambin'ny folo" izany. Atao hoe Epistily Katolika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra.
 
== Ny anaran'ny boky ==
''Επιστολή Ιακώβου'' / ''Epistolê Iakôbou'' no anaran'io epistily io amin'ny teny grika fa ''Epistula Iacobi'' kosa amin'ny teny latina.
 
== Jereo koa ==