Bokin' i Nahoma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy vaovao: boky ao amin'ny Baiboly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy endrika
Andalana faha-3:
 
== Ny fanoratana ny boky ==
I Nahoma no nanoratra ny Bokin’i Nahoma. Mpaminany avy ao Alkosy any Galilia izy. Taloha kelin’ny nandravana an’i Ninive (612 tal. J.K.) no nivoahan’ny faminanian’i Nahoma ary voasoratra teo anelanelan’ny taona 642 sy 606 tal. J.K. ny boky mitondra ny anarany.

{{Testamenta Taloha}}

Isan’ireo atao hoe [[Bokin'ny Mpaminany 12|Mpaminany madinika roa ambin’ny folo]] izay zana-bondron’ny [[Bokin'ny mpaminany (Baiboly)|Bokin'ny mpaminany]] ny Bokin’i Nahoma ao amin’ny Baiboly kristiana fa sokajin’ireo Mpaminany taoriana izay zanabondron’ny [[Nevi'im]] ("''Mpaminany''") izy ao amin’ny Tanakh.
 
== Fizaràn’ny boky ==