Boky faharoan' ny Tantara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Jerusalem temple4.jpg|vignette|282x282px|''Ny Tempolin'i Jerosalema'' ]]
Ny '''Boky faharoan’ny Tantara''' na '''Tantara faharoa''' dia boky ao amin’ny [[Testamenta Taloha]] ao amin’ny [[Baiboly]] kristiana sady hita koa ao amin’ny [[Tanakh]], boky masin’ny jodaisma. Ampahany amin’ny boky nozaraina roa io boky io, dia ny [[Bokin'ny Tantara]], ka ny tapany voalohany dia ny [[Boky voalohan'ny Tantara]].
 
Manomboka amin’ny tantaranan’ny fanjakan’i Solomona ny boky. Avy eo mitantara ny nivakisan’ny fanjankana ho roa : Fanjakan’i Joda any atsimo sy Fanjakan’i Israely any avaratra. Derain'ny mpanoratra ho ilay mpanjaka tonga lafatra i [[Solomona]] ao amin’ny boky. Voaresaka ao amin'ny Boky faharoan’ny Tantara fa ny vahoakan’i Israely dia vahoaka mpanota sady tsy niverina tamin’Andriamanitra. I Hezekia sy i Josia no mpanjaka nalaza indrindra tamin’ny fanompoana an’Andiamanitra sady nanao izay hanajana ny Lalàn’Andriamanitra.