Sokajin-teny: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
Atao hoe '''sokajin-teny''' ny vondrona misy ireo teny afaka mifanolo hisahana [[anjara asa]] mitovy am-[[Fehezanteny|pehezanteny]] ao amin’ny [[fiteny]] iray. Ny sokajin-teny fahita matetika dia ny [[Anarana (sokajin-teny)|anarana]] (oh.: ''osy''), ny [[matoanteny]] (oh.: ''mihazakazaka''), ny [[mpamaritra]] (oh.: ''tsara''), ny [[tambinteny]] (oh.: ''ombieniombieny''), ny [[tenim-piontanana]] (oh.: ''indrisy''), ny [[mpisolo]] anarana (oh.: ''isika'') ary ny [[mpampitohy]] (oh.: ''sy''). Afaka manana anjara asa hafa tsy araka ny mety mahazatra amin'ny fiteny hafa koa anefa ny teny ao amin’ny sokajy iray, ohatra ny matoanteny dia azo ato [[lazaina]] (oh.: ''Tsara <u>ny mihazakazaka</u>'') ka mety mahasarotra ny fanasokajiana izany.
 
== Ny sokajin-teny ao amin’ny fiteny sasany ==