Bokin' ny Levitikosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Andalana faha-1:
{{Testamenta Taloha}}
Ny '''''Bokin'ny Levitikosy''''' na '''''Bokin'ny Levitika''''' izay hafohezina amin'ny hoe '''''Levitikosy''''' na '''''Levitika''''' dia boky fahatelo ao amin'ny [[Baiboly]], hita ao amin'ny [[Testamenta Taloha]], miresaka sy mitantara ny amin'ny fanompoampivavahan'ny [[Israelita]] izay nankinina tamin'ny fokon'i [[Levy (zanak'i Jakoba)|Levy]]. Boky mitambatra ao amin'ny [[Boky dimin'i Mosesy|Pentateoka]] ny ''Levitikosy,'' isan'ireo atao hoe bokim-pisoronana na bokin'ny mpisorona.
[[Sary:Webb Sending Out the Scapegoat.jpg|vignette|''Nalefa any amin'i Azazela ilay osilahy'', nataon'i William James Webb, 1904]]